ambondrona tiako hitoetra Vidéo


Une collaboration de Sarysyfeo.Malagasygraphic et 'Lay Tanana Studio (Groupe AmbondronA). Clip réalisé par Tsila Andria... Mars 2016

Paroles

TIAKO HITOETRA – AmbondronA

Eto no ilazako tsy hanafenako aminao
Izarako indray fa faly ny fo, fanahy
Lasalasa saina toa manembona anao
Mila mihaona indray fa zatra anao ny momba ahy…

Fa toy ny fanamiana ianao, mandrakotra ahy…
mamihina ahy toy izao.
REF:
Efa fantatrao f’ianao irery ihany
tsy hiova izany
Nihaino ahy, nitia hatrany
Ireo fiarahantsika tena mamy
tsy foiko ho lany mba tiako hitoetra eto ihany
Tsy haiko adinoina mitamberina an-tsaina
Taona maro izay, no efa niainanay
Ataoko fahatsiarovana raketina an-tsary
Izay vita izay, ho tsangambato iray…

Fa toy ny fanamina ianao
Manafana ahy…
Maneva ahy toy izao
REF:
Efa fantatrao f’ianao irery ihany
tsy hiova izany
Nihaino ahy, nitia hatrany
Ireo fiarahantsika tena mamy
tsy foiko ho lany mba tiako hitoetra eto ihany
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!

REF:
Efa fantatrao f’ianao irery ihany
tsy hiova izany
Nihaino ahy, nitia hatrany
Ireo fiarahantsika tena mamy

Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!
Na na ! na na na na!


Réagissez sur Facebook !

Recevez notre newsletter, déjà 2500+ inscrits


Écrit par (51 articles)

Contributeur POPMUSE, amoureux de l'art, culture et musique de Madagascar, je désire vous partager cette autre richesse de mon pays. Suivez-moi sur facebook @fh.rakoto, twitter @fh.rakoto


  À découvrir en vidéo

Asampinga : Une danse traditionnelle oubliée, réveillée par les jeunes ASVA





Voir d'autres vidéos + 

ou abonnez-vous à notre chaine YouTube

   Partager
  Tweeter