Tononkira


Lyrics : AMPY IZAY – Niu RAZA Tononkira

AMPY IZAY – Niu RAZA Tsy nety taminao ve ny hatsarako Tsy nety taminao ve lay fitafiako Nataoko ihany izay nampifaliana anao Fa zavatra hafa indray no nanintona anao Indraindray toa manontany tena ihany...

Lire la suite


Lyrics : Resim-pitia – Shyn Tononkira

Resim-pitia – Shyn   Maromaro volagna izay nahitako Sy nahatsapako fa misy raha miafigna Anao tia mivoaka tsy takatra an trano Tsy mahafantatra mody koa tsy sasa-kaligny Masiatsiaka anao mila vagniny Amy raha tsisy...

Lire la suite


allofo lyrics Tononkira

Lyrics : ALLOFO – Denise Zahay atoy eh miasa fa tsy kabaro oh Ano koa mila veranao ampakaro oh Amiagna ano eh tsakoy tsara so kenda amiagna zay mila fotony raha ty talenta Zahay...

Lire la suite


nono ialahy paroles Tononkira

Ialahy no fitiavana nihafiko hatram’ izay Aina tanjon’ ny fiainako Ialahy no hery hiafaharako rahatrizay Saina hampianatra ny lohako Ialahy no hamerina amiko izay nodisoako raha nananatra aho Ny eritreritro manontolo, ny fianako Natakaloko...

Lire la suite



   Partager
  Tweeter