gantstabab ianao  iny clip Musique / News

Nouveau clip et nouveau style.  GANGSTABAB ne cesse jamais  de nous surprendre. Voici « IANAO INY » ,  son  nouveau single plus rythmé et avec de la chorégraphie qui suit les tendances du moment, le « GWETA » et toujours en  featuring avec une voix féminine (une autre Narindra).


Arrêtez tout maintenant et regardez la vidéo, ça déchire grave 😀 !!!

Et enfin, voici les paroles de la chanson

« ianao iny »

Fomban’ny sipa ange ny misisika
Rehefa may ny endim-boanjo
Fa na ny voalavo ange mipitsika
Refa hilentika ny sambo
(x 2)

Le, le, le, le
Lay maha lehilahy, lay maha lehilahy

[sociallocker id=1952] Lay maha lehilahy, lay maha lehilahy
Lay maha lehilahy anao io ihany
No nahatonga an’zany
Lay maha lehilahy anao io ihany
No nahatonga an’zany

REFRAIN
Fa mbola ho azoko ianao iny e
Ho azoko ianao iny e
Iny e! iny e! iny e !
(x 4)

Tsy ho vitako anie ny hitazona an’ity zaza ity
Nametraka enao dia lasa, lasa nipitsika ary
Zà oainn @ bofy sy bainn à, tsy azo atao parsi
Fœtus tsy takona afenina, @ échographie
(x 2)

-REFRAIN-

Gangsta à!!!!
Ozy enao tam’zany an!
Hoe izaho tianao otran trondro:
Sady ompiana no angalana taranaka!

Zà tsy niteny an’izany an!
Fa ianao hoà tiako ohatry ny akondro:
Tsy tsaroana raha tsy efa ramaka

Tsy tsaroana raha tsy efa ramaka???
Mihisakisaha!!!!
An? raha tsy efa ramaka???

Ianao koa toa sipa mi-scène
Efa hoe mihisakisaha
Midororororo tsy laitra tenenina
Hoe mandehana mi-pà
Zà ange mipenipenina
Ny saiko efa mila hivaha
Satria zà tsy hizaka blem
Nefa lay zaza tsy an’ahy
Bevohoka tsy takona afenina
Hoe bikin’i Gangsta
Zà am’zao dia manenina
Tafajabaka anaty combat
Nefa kobon’ ny mpiara-belona
F’ianao be lehilahy
Testeo mihitsy aloha ny A.D.N
Ahitana ny résultat

-REFRAIN-

 [/sociallocker]

« mbola ho azoko ianao  iny eeee  😈 👿 :mrgreen: !!!! »
ianao iny gangstabab

Réagissez sur Facebook !

Recevez notre newsletter, déjà 2500+ inscrits


Écrit par (315 articles)

Contributeur principal chez POPMUSE, résidant à Mada bien sûr, je suis sur Tanà actuellement. N'oubliez pas de me suivre sur facebook @popmuse.mg et twitter @popmuse_mg.


  À découvrir en vidéo

Asampinga : Une danse traditionnelle oubliée, réveillée par les jeunes ASVA





Voir d'autres vidéos + 

ou abonnez-vous à notre chaine YouTube

   Partager
  Tweeter